All
Search
Images
Videos
Shorts
Maps
News
More
Shopping
Flights
Travel
Notebook
Report an inappropriate content
Please select one of the options below.
Not Relevant
Offensive
Adult
Child Sexual Abuse
Top suggestions for NY Fiterahana
Ginette
NY
NY
Nanahary
NY
Holatrao
Yairi
NY
NY
Fireneko
NY
Anjely
Closets
NY
NY
Ainga
NY
Koraita
NY
Fitia
NY
Fanahiko
Length
All
Short (less than 5 minutes)
Medium (5-20 minutes)
Long (more than 20 minutes)
Date
All
Past 24 hours
Past week
Past month
Past year
Resolution
All
Lower than 360p
360p or higher
480p or higher
720p or higher
1080p or higher
Source
All
Dailymotion
Vimeo
Metacafe
Hulu
VEVO
Myspace
MTV
CBS
Fox
CNN
MSN
Price
All
Free
Paid
Clear filters
SafeSearch:
Moderate
Strict
Moderate (default)
Off
Filter
Ginette
NY
NY
Nanahary
NY
Holatrao
Yairi
NY
NY
Fireneko
NY
Anjely
Closets
NY
NY
Ainga
NY
Koraita
NY
Fitia
NY
Fanahiko
2:47
Fiterahana aloha loatra : Mila arahi-maso akaiky ny Reny sy ny zaza Teraka aloha loatra na teraka tsy tonga volana ny 38 % n’ny zaza teraka eto Madagasikara. Ireny zaza ireny izay tokony harahi-maso akaiky hatrany, tsy ho tratry ny fahatarana ara-tsaina sy ny aretina maro samihafahoy ny mpitsabo zaza nanaovana fanadihadiana. | Ny Vaovaon'i KOLO TV
944 views
5 months ago
Facebook
Ny Vaovaon'i KOLO TV
14:40
🤱Ny fahaketrahana ara-tsaina mahazo ny vehivavy ao aorian'ny fiterahana🤱 | RADIO Antsiva
589 views
5 months ago
Facebook
RADIO Antsiva
1:07
Marary valahana aorian’ny fiterahana 😕 Ny resserage du bassin koa manampy (Tsy misaraka @ rééducation du perinée) 🙂 Henoy tsara ny vidéo fa efa voalazako ao avokoa ny mpitsabo hanantonana sy ny mombamomba azy 🥰 Tsy ataotao foana manko an Raha handefa rom-patsa aty Madagasikara dia alefaso Sendwave 😁 Mampiasa code promo RASAZY dia mahazo 10€ @ 1er envoi sady azahoana tombony ny sandam-bola 😋 | Rasazy Soa
168K views
2 months ago
Facebook
Rasazy Soa
0:32
🔴Zava-dehibe ny FANOMANANA sy FIOMANANA amin'ny FITERAHANA. ✍️Maro ireo pitsopitsony tokony ho fantatra sy tokony tanterahina. 👉Entano ireo manodidina anao fa misy 👨🔬TOLOTRA mifanaraka amin'izany ato amin'ny @Marie stopes madagascar 📞Makà RENDEZ-VOUS ⏳izao dia izao! Antsoy ny ☎411 na mandefasa 📲MP avy hatrany. #SantéPourTous #sante #centre #CPN #zaza #MSM #Neny #Fahasalamana #CBNG | Marie Stopes Madagascar
352 views
Dec 23, 2023
Facebook
Marie Stopes Madagascar
4:04
Ireo fika hanamorana fiterahana : 👉 Mandritran'ny vohoka 👉 Rehefa ho teraka 👉 Eo ampihatsehan-jaza #Minuteconseil | Minute Conseil de Miarisoa
196.1K views
Jan 26, 2024
Facebook
Minute Conseil de Miarisoa
4:12
Tsy mbola programma amin'ny fiterahana , inona no torohevitra? Fandrindram-piterahana. Tohano amin'ny sakafo be vitamines sy mineraly ny fahasalamanao ara- pananahana. Izany hoe aza adino ny voankazo sy légumes, sakafo natoraly. #fandrindram_piterahana #minute_counseil #Rasazy_Miarisoa #service_counselling | Minute Conseil et Miarisoa
17.5K views
Apr 24, 2025
Facebook
Minute Conseil et Miarisoa
2:00
Fidiovana aorian'ny fiterahana 😊 Misy fitsipika 5 ireo 😊 Firy tamin'ireo no efa fantatrao sa efa hainao daholo❓️ Eh❗️ Efa niverina indray ny Softex Maternity ❤️ Niova Manjakely fotsiny ny foniny fa ny ao anatiny mbola ilay nahazatra iny 😊 | Rasazy Soa
47K views
5 months ago
Facebook
Rasazy Soa
SCR Online Clearance System
Feb 16, 2021
ny.gov
1:29:23
He Ignored His Wife But Sent Red Roses To His Mistress—She Walked Away. Now He Begs!
126.8K views
2 weeks ago
YouTube
Scarlet Vow Drama
4:21
🎶🔹 Ny Fanilo 🔶 TSARA NY FITONDRANAO 🔹🎶 1- Tsara ny fitondranao sy ny fitantananao Na dia tsy takatry ny saiko indraindray Na sarotra aza ny atao Indraindray toa very hevitra aho Ianao efa manana làlana voatokana ho ahy Olombelona ihany Indraindray mety hitomany Tsy hahatakatra anio izay mety ho anton’izany Ianao tompo ô efa mahita Ny takona sy izay tsy hita Izaho tsy mahalala ka mety hisalasala Na maloka mangina na ho feno fifaliana e Ekeko Tompo izay itondranao ahy Tsy anomezan-tsiny Anao
125K views
Sep 13, 2019
Facebook
Hira Fiderana
Paid Family Leave and Other Benefits
Dec 29, 2018
ny.gov
Consumer Directed Personal Assistance Program (CDPAP)
Apr 25, 2025
ny.gov
4:00
🔹 𝘕𝘺 𝘍𝘦𝘰 𝘔𝘢𝘮𝘢𝘵𝘰𝘯𝘢𝘭𝘪𝘯𝘢 - 𝙉𝙔 𝙃𝙊𝙇𝘼𝙏𝙍𝘼𝙊 [subtitled] | Hira Fiderana
26.7K views
Mar 30, 2024
Facebook
Hira Fiderana
7:04
🔹 Tenimana 🔶 NY FINOANA 🔹 1- Mafy ity onjam-piainana ety an-tany Ka mila mahaketraka ilay finoako, finoako Ref: Ny finoana, aiza re no tena hisy anao Ety an-tany ve sa any an-danitra Any anefa no tena isy ilay hasambarana, fiainana 2- Fa izaho milaza aminao Fa ny fiainana ety an-tany dia mora lany Miorena ianao, tano mafy izay anananao 3- Ray o, atohano ity finoana izay anananay Ho entinay hiady amin'ity onjam-piainana ety an-tany Fa mafy loatra ka mahaketraka, tsy zakanay Vidéo Hira Fiderana
282K views
Dec 22, 2020
Facebook
Hira Fiderana
1:22
🔹Val 🔸NY FINOANA (Tenimana) 🔹 1- Mafy ity onjam-piainana ety an-tany Ka mila mahaketraka ilay finoako, finoako Refrain: Ny finoana, aiza re no tena hisy anao Ety an-tany ve sa any an-danitra Any anefa no tena isy ilay hasambarana, fiainana 2- Fa izaho milaza aminao Fa ny fiainana ety an-tany dia mora lany Miorena ianao, tano mafy izay anananao 3- Ray o, atohano ity finoana izay anananay Ho entinay hiady amin'ity onjam-piainana ety an-tany Fa mafy loatra ka mahaketraka, tsy zakanay | Hira Fide
2.4K views
Feb 22, 2025
Facebook
Hira Fiderana
2:38
OLAN'NY MAMAN MAMPINONO 🤱🤱🤱 Mitriatra ny nono, tsy mbola miakatra, marary ny lamosina Raha tsy te hitriatra ny lohanono dia mila mianatra mampinono isika maman 😊 Tokony ampidirina any ambavan'ny zaza ilay maintimainty manodidina ny lohanono rehetra iny (fa tsy hoe ilay lohanono ihany, sady marary be raha vao ny lohanono fotsiny no ketoketohany ao) Rehefa mivoaka avy any am-bavan'ny zaza ny lohanono dia tokony boribory tsara. Raha vao matsokotsoko toy ny lokomena vaovao ireny izy dia mbola ts
38.8K views
Aug 30, 2024
Facebook
Rasazy Soa
6:21
🔹 Fihirana Katolika 🔶 ATO AMIKO NY FANAHY🔹 1- Ato amiko ny fanahy Ny Fanahin'ny Tompo Fa nanosotra ahy Hitory vaovao mahafaly Amin'ny malahelo Sy naniraka ahy Hankahery izay torotoro fo Refrain: Ampio aho, tantano am-pitiavana Jeso o Fa raha ny heriko ihany Dia ho kivy eny an-dàlana aho Hanatontosa ny irakao no mamiko Fa omaly, anio ary mandrakizay Tsy miova Ianao Jesoa o 2- Ato amiko ny fanahy Ny Fanahin'ny Tompo Hitoriako fahafahana Amin'ireo izay voafatotra Fahiratana ho an'ny jamba Ary ko
95.6K views
Aug 10, 2021
Facebook
Hira Fiderana
2:15
Rahoviana no tokony handeha hisafo voalohany ❓ Satria moa miovaova foana ny date d'ovulation dia sarotra ho antsika ny Hanisa hoe firy volana ny vohoka raha miainga amin'iny 🤔 Noho izany dia ny daten'ny fadim-bolana no hanisana azy satria iny no azo antoka tsara 😉 'Ndao ary hianarana ato amin'ity vidéo ity hoe ahoana no manisa izany "SA" izany 😉😊 (Ilay hitanareo any anaty carnet iny) Aza adinoina fa raha misitraka ny assurance an'i Sanlam Madagascar ianareo dia milamina be satria manomboka f
42.5K views
Jun 27, 2023
Facebook
Rasazy Soa
3:24
'Ndao amin'izay aza ho resahana Ilay oeuf clair e 😌 Ny mety mahatonga azy, ny fsehony, ny Zavatra atao raha sendra tratrany 😕 Ireo tsara ho fantatra rehetra miaraka amin'ny namako mahafinaritra be: Rasazy Ericka Ramaroson 👩⚕️ Ankoatra ny fisafoana, analizy, sy fiterahana dia miantoka koa ny Sanlam Madagascar raha sanatria oeuf clair Ilay vohoka izay entinao 😊 Zarazarao ny vidéo ntsika oooooo ❤️❤️❤️❤️ | Rasazy Soa
53.4K views
Jul 19, 2023
Facebook
Rasazy Soa
3:48
🎵🎶 Rija Rasolondraibe 🎚 NY FIOVANA 🎶🎵 1- Mila tsy hino intsony ny fon’ny ela nijaliana Ela loatra ny anjara masoandro e, andron’ny fifaliana Fanantenana nomena handresena ny tsy finoana Fa Izy Andriamanitra manala amin'ny fahababoana Nanonofy aho hoe ny tranoko lasa ngeza be Trano tsisy fiangarana e, feno fahasambarana e Nanonofy aho hoe nomena ny hafalian’ny mpanome Foko ô vonona ve ianao, hiaina zava-baovao? Ref: Fa indro tazako ny fiovana e! Mbola toa felatanana nefa toa tsy azo ialana e
111.9K views
Jun 21, 2019
Facebook
Hira Fiderana
3:45
#ZAZAKELY : TOROHEVITRA MOMBA NY ZAZAKELY IZAY MIVALANA SY MANDOA | Kopatanana Tvplus Ofisialy
4.4K views
Mar 2, 2020
Facebook
Kopatanana Tvplus Ofisialy
3:43
🟥 Ny #pré_éclampsie dia isan’ny antony lehibe mahatonga fahafatesan’ny reny sy ny zaza amin’ny fiterahana 🤰💔 Tsy fahita loatra (eo amin’ny 5 hatramin’ny 8 %-n’ny fitondrana vohoka), nefa tena mampidi-doza rehefa tsy voatsabo ara-potoana. 🩺 Miseho amin’ny reny bevohoka aorian’ny 20 herinandro (5 volana ), ary hita amin’ny : #Tosidrà avo (mihoatra ny 14/09) ⬆️ #Proteinina ao anaty pipi 💧 Raha tsy voatsabo, dia mety hitarika : ⚡ Fanintona (convulsion) amin'ny reny 🧠 Aretin’ny voa 👶 Fahaterah
5.4K views
5 months ago
Facebook
Minute Conseil de Miarisoa
1:42
Ny maha zava-dehibe ny fiterahana anaty tontolo azo antoka sy voaaro. 🤱 Mamaly antsika i Dr Dolly avy ao amin'ny Maternité Avaradoha. Zana-pandaharana "SAFIDIKO NY HO AVIKO" atolotry ny Marie Stopes Madagascar, ho arahanao anaty PIKA SARY isaky ny Alahady amin'ny 07 ora hariva / Famerenana Alarobia amin'ny 01ora sy sasany atoandro. ✅ "SAFIDIKO NY HO AVIKO" / Episode #1 - Septembre 2025 #MSM #SafidikoNyHoAviko | DreamTeam
21.9K views
7 months ago
Facebook
DreamTeam
1:12
Ny maha zava-dehibe ny fiterahana anaty tontolo azo antoka sy voaaro. 🤱 Manazava amintsika i Sage-femme Fitahiana avy ao amin'ny Maternité Avaradoha. Zana-pandaharana "SAFIDIKO NY HO AVIKO" atolotry ny Marie Stopes Madagascar, arahanao anaty PIKA SARY isaky ny Alahady amin'ny 07 ora hariva / Famerenana Alarobia amin'ny 01ora sy sasany atoandro. ✅ "SAFIDIKO NY HO AVIKO" / Episode #2 - Septembre 2025 #MSM #SafidikoNyHoAviko | DreamTeam
27.4K views
7 months ago
Facebook
DreamTeam
5:24
Diso be mihitsy ny fiheveran'ny olona sasany fa izany vehivavy niteraka nididy izany dia haingitraingitra sy tsy misy dikany ✋👎 Samy mafy daholo na ny miteraka ambany na ny mididy, 💪 samy misy fanamby be hatrehana 👶❤️ Raha natao OC indray mandeha Ka nohon’ny antony maharitra (aretina mitaiza, bassin tery) dia tsy maintsy OC foana ny zaza rehetra. Raha antony miovaova kosa (toeran’ny zaza, olana @ ahitra, col tsy nisokatra sns...) dia Tsy voatery OC ny zaza manaraka. Saingy matetika raha nisy
22.9K views
Sep 26, 2022
Facebook
Rasazy Soa
0:08
👉 Fantatrareo ve fa vao latsaka ny zazakely dia omena note? Izany hoe tsaraina sahady 😄 Ny indice d’ Apgar dia fomba iray entina mandrefy haingana ny toe-pahasalamana sy ny fahaizan’ny zaza vao teraka miaina amin’ny fotoana 1 minitra sy 5 minitra aorian’ny fiterahana. Indraindray koa amin’ny 10 minitra, raha ilaina. Tsaraina ary manomboka @ 0 à 10 izany 😊 🌸 Raha mahazo 10/10 ny zaza dia midika izany fa : • Rose tsara ny vatana manontolo (midika fa ampy tsara ny oxygène) • Mitempo tsara ny fo
16.2K views
11 months ago
Facebook
Rasazy Mendrika
6:55
#EPISIOTOMIE 👉 Antony anaovana épisiotomie ✂️ 👉 Fomba fisorohana ny rovitra 🛡️ 👉 Massage du périnée 💆♀️ 👉 Exercices de Kegel 🧘♀️ 👉 Fikarakarana ny fery aorian’ny fiterahana #Diarin_i_Neny , I-BC Minute Conseil de Miarisoa #service_counselling | Minute Conseil et Miarisoa
15.6K views
3 months ago
Facebook
Minute Conseil et Miarisoa
1:28
Exercice Préparation à l’accouchement Exercice physique pendant la grossesse ❌ Ny fanatanjahantena mitotototona no tsy azo atao. ❌ Raha misy tsy fahasalamana, indrindra fa misy tosi-drà dia tsy azo atao 👉 Mampihena ilay lamosina na valahana mararay rehefa be kibo. 👉 Manomana ny vatana ho @ fiterahana. 👉 Manamora fiterahana. Misaotra an’i Mie Lantou Mirindra #minuteconseil #Rasazy #Rasazy_Miarisoa #service_counselling | Minute Conseil et Miarisoa
41.8K views
Mar 25, 2025
Facebook
Minute Conseil et Miarisoa
4:51
速報!大谷驚異の10奪三振!感動の最終回スタジアム大喝采!大谷翔平 6回表【4.15現地映像】NYメッツ1-2ドジャース
200.9K views
1 week ago
YouTube
大谷翔平ファン倶楽部
40:13
Zindagi men pehli bar Amina ny apni shopping khud ki😍Aj shop par Amina ny kamal kar diya😂Altaf Ali
1 month ago
YouTube
Altaf Ali Balouch
See more
More like this
Feedback